Ry sakaiza malala,
Mirary soa ho anao sy ny fianakavianao izahay mba hahatratra ny taona vaovao 2024!
Ho salama tsara, ho feno harena, ho tsara vintana avokoa anie ianao rehetra!
Mirary taona mahafinaritra sy feno fahombiazana ho anao izahay!
Fotoana fandefasana: 29 Desambra 2023

